Piozila is a puzzle game similar to Sokoban, with a chubby chameleon and a lovely colorful graphics.
Piozila est un jeu de réflexion similaire à Sokoban, avec un caméléon joufflu et de jolis graphismes colorés.
Piozila dia kilalaon-tsaina mitovy amin'ny Sokoban, miaraka amin'ny tanalahy bota kely ary sary mahafinaritra maro loko.
Your goal is to help a small chameleon to escape by intelligently moving the chameleon and other objects. Solve puzzles, avoid fires and traps, and above all, beware of humans.
Votre objectif est d'aider un petit caméléon à s'échapper en déplaçant intelligemment le caméléon et d'autres objets. Résolvez des énigmes, évitez les incendies et les pièges, et surtout, méfiez-vous des humains.
Ny tanjonao dia ny manampy tanalahy kely iray handositra amin'ny alàlan'ny famindrana ampisainana ilay tanalahy sy zavatra hafa. Mamaha piozila, misoroha afo sy fandrika, ary ambonin'izany rehetra, mitandrema amin'ny olombelona.
Where to download ?
Où télécharger ?
Aiza no misintona ?